|
|
|
|

Entrée1  fanalana andro
Partie du discours  2  locution
Exemples  3  fanalana andro ny ankizy ny fanondrahana anana isan' andro tsy tapaka ka ahazoany maisambo-tsikovoka sy misaka pirina amin' ilay dobokely fakan-drano. [2.470]
4  Mifampitantara angano iray ho fanalana andro isika indray takariva, dia nentin-kadalana nivenjivenjy hijery ny toerana nisehoan' izany angano izany nony ampitso. [2.5]
Mots élémentaires  5  fanala, andro

Mis à jour le 2023/12/20